Famanamasinana Eveka tany Morombe

Namonjy ny fanamasinana Eveka tany Morombe Mgr Razafinirina Jean Désiré ny Evekan’Antsirabe Mgr Andriantsoavina Jean Pascal. Niainga ny talata 9 avrily tolakandro izy ireo.

Tonga tany antoerana avokoa ireo evekan’i Madagasikara sy ny Nonce miasa eto amintsika.

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

EVECHE CATHEDRALE BP 100 ANTSIRABE 110| Tel: 038 48 480 05| Email: dioceseabe@moov.mg 

© 2024 ECAR ANTSIRABE